plt_tn/mrk/06/33.md

16 lines
381 B
Markdown

# izy ireo nahita azy ireo nandeha
"fa ny olona nahita an'i Jesosy sy ireo apostoliny nandeha"
# an-tongotra
Nandeha tongotra ny olona, fa ireo mpianatra nandeha sambo.
# nahatazana vahoaka maro Izy
"Nahatazana vahoaka maro Jesosy"
# tahaka ny ondry tsy manana mpiandry izy ireo
Jesosy dia mampitaha ny olona amin'ny ondry, ondry izay tsy manana mpiandry hitarika azy ireo.