plt_tn/mrk/06/33.md

381 B

izy ireo nahita azy ireo nandeha

"fa ny olona nahita an'i Jesosy sy ireo apostoliny nandeha"

an-tongotra

Nandeha tongotra ny olona, fa ireo mpianatra nandeha sambo.

nahatazana vahoaka maro Izy

"Nahatazana vahoaka maro Jesosy"

tahaka ny ondry tsy manana mpiandry izy ireo

Jesosy dia mampitaha ny olona amin'ny ondry, ondry izay tsy manana mpiandry hitarika azy ireo.