forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ao amin'ny andininy faha-17 ny mpanoratra dia manomboka manome fampahafantarana fototra momba an'i Heroda sy hoe nahoana izy no nampanapaka ny lohan'i Jaona mpanao batisa.
|
|
|
|
# ilay notapahiko loha
|
|
|
|
Eto Heroda dia mampiasa ny teny hoe: "Izaho" mba hanehoana ny tenany. Ny teny hoe: "Izaho" dia teny tsy ara-bakitenin'ireo miaramilan'i Heroda. DH: "izay nibaikoiko ireo miaramilako mba ho tapahin-doha"
|
|
|
|
# no nitsangana tamin'ny maty
|
|
|
|
Afaka atao ihany koa hoe: "velona indray"
|
|
|
|
# Heroda no nampisambotra an'i Jaona ka nandefa azy tany an-tranomaizina
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "Heroda nandefa ireo miaramilany mba hisambotra an'i Jaona sy hamatotra azy any am-ponja"
|
|
|
|
# nampisambotra
|
|
|
|
"nanome baiko hisambotra"
|
|
|
|
# nohon'ny raharaha Herodiasy
|
|
|
|
"noho Herodiasy"
|
|
|
|
# vadin'i Filipo rahalahiny
|
|
|
|
"ny vadin'i Filipo rahalahiny." Io Filipo rahalahin'i Heroda io dia tsy ilay Filipo mpitory ny filazantsara ao amin'ny bokin'i Asan'ny Apostoly na Filipo izay iray amin'ny mpianatra roa ambin'ny folon'i Jesosy.
|
|
|
|
# satria novadiany ravehivavy
|
|
|
|
"satria novadian'i Heroda ravehivavy"
|