plt_tn/mrk/06/12.md

450 B

Dia niainga izy ireo

Ny teny hoe: "Izy ireo" dia maneho an'ireo roa ambin'ny folo fa tsy tafiditra ao anatin'izany Jesosy. Na koa, manampy be ny fitenenana fa izy ireo dia nandeha tamin'ny tanàna maromaro. DH: "Nandeha tamin'ny tanàna maromaro izy ireo."

hibebaka amin'ny fahotan'izy ireo

"miala amin'ny fahotan'izy ireo"

Nandroaka demonia maro izy ireo

Manampy be ny fitenenana fa izy ireo dia nandroaka ireo demonia tao amin'ny olona.