plt_tn/mrk/06/12.md

12 lines
450 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Dia niainga izy ireo
Ny teny hoe: "Izy ireo" dia maneho an'ireo roa ambin'ny folo fa tsy tafiditra ao anatin'izany Jesosy. Na koa, manampy be ny fitenenana fa izy ireo dia nandeha tamin'ny tanàna maromaro. DH: "Nandeha tamin'ny tanàna maromaro izy ireo."
# hibebaka amin'ny fahotan'izy ireo
"miala amin'ny fahotan'izy ireo"
# Nandroaka demonia maro izy ireo
Manampy be ny fitenenana fa izy ireo dia nandroaka ireo demonia tao amin'ny olona.