plt_tn/mrk/05/36.md

541 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny UDB dia mampiasa ny andininy mba hampifandraisana ireo andininy 37 sy 38.

Minoa fotsiny ihany

Raha ilaina, dia afaka soratana izay nibaikon'i Jesosy an'i Jairo mba hinoana. DH: "Minoa fotsiny ihany fa afaka manasitrana ny zanakao vavy Aho"

Ary tsy nisy navelany ... ary nahita olona izy

Amin'ity andininy ity, ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Jesosy.

hiaraka aminy

"mba hiaraka aminy." Manampy bebe kokoa raha lazaina izay ho alehan'izy ireo. DH: "hiaraka Aminy ho any an-tranon'i Jairo."