# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny UDB dia mampiasa ny andininy mba hampifandraisana ireo andininy 37 sy 38. # Minoa fotsiny ihany Raha ilaina, dia afaka soratana izay nibaikon'i Jesosy an'i Jairo mba hinoana. DH: "Minoa fotsiny ihany fa afaka manasitrana ny zanakao vavy Aho" # Ary tsy nisy navelany ... ary nahita olona izy Amin'ity andininy ity, ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Jesosy. # hiaraka aminy "mba hiaraka aminy." Manampy bebe kokoa raha lazaina izay ho alehan'izy ireo. DH: "hiaraka Aminy ho any an-tranon'i Jairo."