forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
623 B
Markdown
12 lines
623 B
Markdown
# Ary hoy Izy tamin'izy ireo
|
|
|
|
"Ary Jesosy niteny tamin'izy ireo"
|
|
|
|
# Nahoana ianareo no matahotra? Mbola tsy manam-pinoana foana va ianareo?
|
|
|
|
Jesosy nametraka ireo fanontaniana ireo mba hiheveran'izy ireo hoe nahoana no matahotra izy ireo rehefa miaraka aminy. DH: "Tsy tokony hahatahotra ianareo. Tokony hanana finoana mafy ianareo."
|
|
|
|
# Iza moa ity, fa na dia ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy?
|
|
|
|
Ireo mpianatra dia nametraka io fanontaniana io noho izy ireo gaga tamin'izay nataon'i Jesosy. Afaka atao ihany koa hoe: "Tsy tahaka ny olon-tsotra io lehilahy io; na dia ny rivotra sy ny ranomasina aza mankato Azy."
|