plt_tn/mrk/04/40.md

623 B

Ary hoy Izy tamin'izy ireo

"Ary Jesosy niteny tamin'izy ireo"

Nahoana ianareo no matahotra? Mbola tsy manam-pinoana foana va ianareo?

Jesosy nametraka ireo fanontaniana ireo mba hiheveran'izy ireo hoe nahoana no matahotra izy ireo rehefa miaraka aminy. DH: "Tsy tokony hahatahotra ianareo. Tokony hanana finoana mafy ianareo."

Iza moa ity, fa na dia ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky Azy?

Ireo mpianatra dia nametraka io fanontaniana io noho izy ireo gaga tamin'izay nataon'i Jesosy. Afaka atao ihany koa hoe: "Tsy tahaka ny olon-tsotra io lehilahy io; na dia ny rivotra sy ny ranomasina aza mankato Azy."