plt_tn/mrk/04/30.md

12 lines
533 B
Markdown

# Inona no azontsika ampitahana ny fanjakan'Andriamanitra, na inona no fanoharana hampiasaintsika hanazavana izany?
Jesosy dia mametraka izany fanontaniana izany mba hampieritreritra ireo mpihaino hoe inona ny fanjakan'Andriamanitra. DH: "Amin'ity fanoharana ity no afaka hanazavako hoe toy inona ny fanjakan'Andriamanitra."
# rehefa hafafy
Afaka atao hoe: "rehefa nisy olona namafy" na "rehefa nisy olona namboly"
# ary mamoa rantsana vaventy
Ny voatsinampy dia voafaritra ho mahatonga ny rantsany ho lava. DH: "lava rantsana"