# Inona no azontsika ampitahana ny fanjakan'Andriamanitra, na inona no fanoharana hampiasaintsika hanazavana izany? Jesosy dia mametraka izany fanontaniana izany mba hampieritreritra ireo mpihaino hoe inona ny fanjakan'Andriamanitra. DH: "Amin'ity fanoharana ity no afaka hanazavako hoe toy inona ny fanjakan'Andriamanitra." # rehefa hafafy Afaka atao hoe: "rehefa nisy olona namafy" na "rehefa nisy olona namboly" # ary mamoa rantsana vaventy Ny voatsinampy dia voafaritra ho mahatonga ny rantsany ho lava. DH: "lava rantsana"