plt_tn/mrk/04/13.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jesosy dia manazava ny fanoharana momba ny tany amin'ireo mpanara-dia Azy ary avy eo miteny amin'izy ireo ny fampiasana ny jiro mba hampiseho fa ny zava-miafina dia ho fantatra.
# Ary hoy izy tamin'izy ireo
"Ary hoy Jesosy tamin'ireo mpianany"
# Tsy azonareo va izany fanoharana izany? Ahoana izany no hahazoanareo ireo fanoharana hafa rehetra ?
Jesosy dia mampiasa io fanontaniana io mba haneho ny alahelony fa ireo mpianany dia tsy afaka mahazo ny fanoharany. DH: "raha tsy mahazo io fanoharana io ianareo, dia eritrereto fa ho sarotra ho anareo ny hahazo ireo fanoharana hafa rehetra."
# Ilay mpamboly izay mamafy ny voany dia
"Ilay mpamboly izay mamafy ny voany dia maneho"
# dia ilay iray izay mamafy ny teny
Ny hoe: "ny teny" dia maneho ny hafatr'Andriamanitra. Ny famafazana ny hafatr'Andriamanitra dia maneho ny fampianarana azy. DH: "ilay iray izay mampianatra ny hafatr'Andriamanitra amin'ny olona"
# Ny sasany dia ireo izay niraraka teny an-dalana
"Ny olona sasany dia tahaka ireo voa izay niraraka teny an-dalana" na " Ny olona sasany dia tahaka ny lalana izay nilatsahan'ireo voa"
# rehefa ren'izy ireo izany
Eto ny "izany" dia maneho "ireo teny" na "hafatr'Andriamanitra."