plt_tn/mrk/04/08.md

703 B

ary ny sasany nitombo avo telopolo heny

Ny habetsaky ny voa vokarin'ny voa tsirairay dia ampitahaina amin'ny voa iray izay naniriany. DH: "Ny voa sasany dia mamokatra avo telopolo henin'ilay voa izay nambolen'ilay lehilahy.

telopolo ... enimpolo ... zato

"30 ... 60 ... 100."

ny sasany enimpolo, ary ny sasany zato

Jesosy dia manohy ny famaritana ny habetsaky ny voa izay vokatra. DH: "ary ny sasany namokatra avo enimpolo heny ary ny sasany mamokatra avo zato heny"

Izay manan-tsofina ho enti-mihaino

Maneho an'ireo izay rehetra mihaino. DH: "Izay rehetra mihaino Ahy"

aoka izy hihaino

Eto ny teny hoe: "mihaino" dia midika fifantohana. DH: "tsy maintsy mifantoka amin'izay lazaiko"