plt_tn/mrk/04/08.md

20 lines
703 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# ary ny sasany nitombo avo telopolo heny
Ny habetsaky ny voa vokarin'ny voa tsirairay dia ampitahaina amin'ny voa iray izay naniriany. DH: "Ny voa sasany dia mamokatra avo telopolo henin'ilay voa izay nambolen'ilay lehilahy.
# telopolo ... enimpolo ... zato
"30 ... 60 ... 100."
# ny sasany enimpolo, ary ny sasany zato
Jesosy dia manohy ny famaritana ny habetsaky ny voa izay vokatra. DH: "ary ny sasany namokatra avo enimpolo heny ary ny sasany mamokatra avo zato heny"
# Izay manan-tsofina ho enti-mihaino
Maneho an'ireo izay rehetra mihaino. DH: "Izay rehetra mihaino Ahy"
# aoka izy hihaino
Eto ny teny hoe: "mihaino" dia midika fifantohana. DH: "tsy maintsy mifantoka amin'izay lazaiko"