plt_tn/mrk/04/03.md

381 B

Henoy

"Mifantoha"

Ary raha namafy izy

"Raha namafy ireo voa tamin'ny tany Izy." Samihafa ny famafazana voa amin'ny fomban-drazana samihafa. Amin'ity fanoharana ity, ireo voa dia afafy amin'ny tany izay efa nomanina hambolena.

nitsimoka izy ireny

"nanomboka nitsimoka haingana izy ireny"

ny tany

Maneho ny fotaka malemy eo amin'ny tany izay afaka hambolena ireo voa.