# Henoy "Mifantoha" # Ary raha namafy izy "Raha namafy ireo voa tamin'ny tany Izy." Samihafa ny famafazana voa amin'ny fomban-drazana samihafa. Amin'ity fanoharana ity, ireo voa dia afafy amin'ny tany izay efa nomanina hambolena. # nitsimoka izy ireny "nanomboka nitsimoka haingana izy ireny" # ny tany Maneho ny fotaka malemy eo amin'ny tany izay afaka hambolena ireo voa.