plt_tn/mrk/03/23.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jesosy dia manazava amin'ny fanoharana hoe nahoana Izy no tsy voabaikon'i Satana ary izay manao ny sitrak'Andriamanitra dia mitovy amin'ny rahalahiny, ny anabaviny, ary ny reniny.

Dia nantsoin'i Jesosy hankeo aminy ireo

"Jesosy niantso ny olona hankeo aminy"

hahafahan'ny Satana mandroaka Satana?

Jesosy nametraka izany fanontaniana izany mba hamaliana an'ireo mpanora-dalàna izay niteny fa mandroaka ireo demonia amin'ny alalan'i Belzeboba Izy. Afaka atao ihany koa hoe: "Satana dia tsy afaka mandroaka ny tenany!" na "Tsy afaka manohitra ny fanahy ratsiny ihany i Satana!"

Raha misy fanjakana miady an-trano

Ny teny hoe: "fanjakana" dia teny tsy ara-bakiteny ho an'ireo olona izay mipetraka ao amin'ny fanjakana. DH: "Raha miady an-trano ny olona ao amin'ny fanjakana "

ho rava

Io fehezanteny io dia sarin-teny izay midika fa ny olona dia tsy hiombona ela ary ho rava. DH: "tsy maharitra" na "ho rava"

tokan-trano

Hevitra ambadik'ireo olona izay miara-mipetraka ao an-trano. DH: "fianakaviana" na "ankohonana"