plt_tn/mrk/03/23.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jesosy dia manazava amin'ny fanoharana hoe nahoana Izy no tsy voabaikon'i Satana ary izay manao ny sitrak'Andriamanitra dia mitovy amin'ny rahalahiny, ny anabaviny, ary ny reniny.
# Dia nantsoin'i Jesosy hankeo aminy ireo
"Jesosy niantso ny olona hankeo aminy"
# hahafahan'ny Satana mandroaka Satana?
Jesosy nametraka izany fanontaniana izany mba hamaliana an'ireo mpanora-dalàna izay niteny fa mandroaka ireo demonia amin'ny alalan'i Belzeboba Izy. Afaka atao ihany koa hoe: "Satana dia tsy afaka mandroaka ny tenany!" na "Tsy afaka manohitra ny fanahy ratsiny ihany i Satana!"
# Raha misy fanjakana miady an-trano
Ny teny hoe: "fanjakana" dia teny tsy ara-bakiteny ho an'ireo olona izay mipetraka ao amin'ny fanjakana. DH: "Raha miady an-trano ny olona ao amin'ny fanjakana "
# ho rava
Io fehezanteny io dia sarin-teny izay midika fa ny olona dia tsy hiombona ela ary ho rava. DH: "tsy maharitra" na "ho rava"
# tokan-trano
Hevitra ambadik'ireo olona izay miara-mipetraka ao an-trano. DH: "fianakaviana" na "ankohonana"