plt_tn/mrk/03/13.md

12 lines
437 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jesosy nisafidy ireo lehilahy izay tiany ho apostoliny.
# mba hahafahan'izy ireo miaraka aminy sy hahafahany mandefa azy ireo mitory ny hafatra
"mba hiaraka aminy izy ireo ary handefa azy ireo hanambara ny hafatra izy.
# Simona, izay nomeny anarana hoe Petera
Ny mpanoratra dia manomboka manao lisitra ny anaran'ireo apostoly roa ambin'ny folo. Simona izay lehilahy voalohany ao anaty lisitra