plt_tn/mrk/03/13.md

437 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jesosy nisafidy ireo lehilahy izay tiany ho apostoliny.

mba hahafahan'izy ireo miaraka aminy sy hahafahany mandefa azy ireo mitory ny hafatra

"mba hiaraka aminy izy ireo ary handefa azy ireo hanambara ny hafatra izy.

Simona, izay nomeny anarana hoe Petera

Ny mpanoratra dia manomboka manao lisitra ny anaran'ireo apostoly roa ambin'ny folo. Simona izay lehilahy voalohany ao anaty lisitra