forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
816 B
Markdown
28 lines
816 B
Markdown
# nahita Azy
|
|
|
|
"nahita an'i Jesosy"
|
|
|
|
# dia niankohoka ... ary nihiaka, ary hoy izy ireo hoe:
|
|
|
|
Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ny fahalotoan'ireo fanahy. Izy ireo no nahatonga ny olona hanao zavatra. Afaka atao hoe: DH: "nataon'izy ireo niankohoka teo anoloany sy nihiaka ireo izay voafatony."
|
|
|
|
# niankohoka teo anoloany
|
|
|
|
Ireo fanahy maloto dia tsy hoe niankohoka teo anoloan'i Jesosy satria tian'izy ireo izy ary te hanompo azy izy ireo. Fa niankohoka teo anoloany izy ireo satria natahotra azy.
|
|
|
|
# Ianao no Zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Jesosy dia nanana fahefana hanadio ireo fanahy maloto satria izy no "Zanak'Andriamanitra."
|
|
|
|
# Zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.
|
|
|
|
# Noteneniny mafy ireo
|
|
|
|
"Jesosy nibaiko an'ireo fanahy maloto"
|
|
|
|
# mba tsy hampahafantatra Azy
|
|
|
|
"mba tsy hilaza hoe iza Izy"
|