plt_tn/mrk/03/11.md

816 B

nahita Azy

"nahita an'i Jesosy"

dia niankohoka ... ary nihiaka, ary hoy izy ireo hoe:

Eto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ny fahalotoan'ireo fanahy. Izy ireo no nahatonga ny olona hanao zavatra. Afaka atao hoe: DH: "nataon'izy ireo niankohoka teo anoloany sy nihiaka ireo izay voafatony."

niankohoka teo anoloany

Ireo fanahy maloto dia tsy hoe niankohoka teo anoloan'i Jesosy satria tian'izy ireo izy ary te hanompo azy izy ireo. Fa niankohoka teo anoloany izy ireo satria natahotra azy.

Ianao no Zanak'Andriamanitra

Jesosy dia nanana fahefana hanadio ireo fanahy maloto satria izy no "Zanak'Andriamanitra."

Zanak'Andriamanitra

Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.

Noteneniny mafy ireo

"Jesosy nibaiko an'ireo fanahy maloto"

mba tsy hampahafantatra Azy

"mba tsy hilaza hoe iza Izy"