plt_tn/mrk/02/15.md

868 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tamin'ny andro efa takariva, ary Jesosy dia tao an-tranon'i Levi mba hisakafo.

tranon'i Levi

" tranon'i Levi"

olona mpanota

Ireo Fariseo dia mampiasa ny fehezanteny hoe: "olona mpanota" mba hanehoana ny olona izay tsy mitandrina ny lalàna sy ny fieritreretan'ny Fariseo azy ireo.

fa maro izy ireo no tao ary nanaraka Azy izy ireo

Ny mety ho dikany: 1) "fa maro ireo mpamory hetra sy ireo olona mpanota nanaraka an'i Jesosy" na 2) "fa Jesosy manana mpianatra maro ary nanaraka Azy izy ireo."

Nahoana Izy no miara-misakafo amin'ny mpamory hetra sy olona mpanota?

Ireo Mpanora-dalàna sy ireo Fariseo dia nametraka izany fanontaniana izany mba hampiseho ny tsy faneken'izy ireo ny fampiantranoan'i Jesosy. Afaka atao foto-kevitra izany. DH: "Izy dia tokony tsy hiara-hihinana amin'ireo mpanota sy ireo mpamory hetra!"