plt_tn/mrk/02/15.md

20 lines
868 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tamin'ny andro efa takariva, ary Jesosy dia tao an-tranon'i Levi mba hisakafo.
# tranon'i Levi
" tranon'i Levi"
# olona mpanota
Ireo Fariseo dia mampiasa ny fehezanteny hoe: "olona mpanota" mba hanehoana ny olona izay tsy mitandrina ny lalàna sy ny fieritreretan'ny Fariseo azy ireo.
# fa maro izy ireo no tao ary nanaraka Azy izy ireo
Ny mety ho dikany: 1) "fa maro ireo mpamory hetra sy ireo olona mpanota nanaraka an'i Jesosy" na 2) "fa Jesosy manana mpianatra maro ary nanaraka Azy izy ireo."
# Nahoana Izy no miara-misakafo amin'ny mpamory hetra sy olona mpanota?
Ireo Mpanora-dalàna sy ireo Fariseo dia nametraka izany fanontaniana izany mba hampiseho ny tsy faneken'izy ireo ny fampiantranoan'i Jesosy. Afaka atao foto-kevitra izany. DH: "Izy dia tokony tsy hiara-hihinana amin'ireo mpanota sy ireo mpamory hetra!"