plt_tn/mrk/02/13.md

361 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jesosy dia nampianatra ny vahoaka teo akaikin'ny Ranomasin'i Galilia, ary niantso an'i Levia mba hanaraka azy.

amoron-dranomasina

Ranomasin'i Galilia io, izay fantatra tahaka ny Moron-dranomasin'i Genesareta.

nanatona azy ny vahoaka

"nankeo amin'izay nisy azy ny olona"

Levi zanak'i Alfeo

Alfeo dia rain'i Levi.