plt_tn/mrk/02/13.md

16 lines
361 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jesosy dia nampianatra ny vahoaka teo akaikin'ny Ranomasin'i Galilia, ary niantso an'i Levia mba hanaraka azy.
# amoron-dranomasina
Ranomasin'i Galilia io, izay fantatra tahaka ny Moron-dranomasin'i Genesareta.
# nanatona azy ny vahoaka
"nankeo amin'izay nisy azy ny olona"
# Levi zanak'i Alfeo
Alfeo dia rain'i Levi.