plt_tn/mrk/02/08.md

1.3 KiB

ao amin'ny fanahiny

"ao amin'ny toetra anatiny" na "ao amin'ny tenany"

ny zavatra noeritreretin'izy ireo

Ny mpanora-dalàna tsirairay dia samy nieritreritra ny tenany; tsy nifampiresaka izy ireo.

Fa nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am-ponareo?

Jesosy dia mampiasa io fanontaniana io mba hiteny an'ireo mpanora-dalàna fa izany eritreretin'izy ireo izany dia diso. DH: "Izany eritreretinareo izany dia diso" na "Aza mieritreritra fa izaho dia miteny ratsy "

izany ao am-ponareo

Ny teny hoe: "fonareo" dia hevitra ambadiky ny eritreritra anatin'izy ireo sy ny faniriana. DH: "izany no anatin'ny tenanareo" na "izany zavatra izany"

Inona no moramora kokoa ny miteny amin'ilay lehilahy malemy ... batao ny fandrianao, dia mandehana'?

Jesosy nametraka izany fanontaniana izany satria ireo mpanora-dalàna dia nino ilay lehilahy tsy afaka mihetsika nohon'ny otany, ary raha voavela ny helok'ilay lehilahy, afaka mandeha izy. Raha nositranin'i Jesosy ilay lehilahy tsy afaka mihetsika, ireo mpanora-dalàna dia manaiky fa Jesosy dia afaka mamela heloka. Noho izany, dia mety hanaiky ihany koa izy ireo, fa izy no Andriamanitra. Io fanontaniana io dia afaka miova hevitra. DH: "Moramora kokoa ny miteny amin'ilay lehilahy malemy hoe: 'Voavela ny helokao' nohon'ny hoe: 'Mitsangàna, batao ny fandrianao, dia mandehana!"'