plt_tn/mrk/01/38.md

12 lines
553 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny teny hoe: "Izy" sy "Izaho" dia maneho an'i Jesosy.
# Andeha isika ho any amin'ny toeran-kafa
"Mila mandeha mankany amin'ny toeran-kafa isika." Eto Jesosy dia mampiasa ny teny hoe "isika" mba hanehoana ny tenany, miaraka amin'i Simona, Andrea, Jakoba, ary i Jaona.
# Nitety an'i Galilia manontolo Izy
Ny teny hoe: "manontolo" dia filaza tafahoatra ampiasaina mba hampisongadina fa Jesosy dia nandeha tamin'ny toerana maro nandritra ny asa fanompoany. "Izy dia nandeha tamin'ny toerana maro tao Galilia"