plt_tn/mrk/01/35.md

20 lines
737 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia naka fotoana mba hivavaka teo antenantenan'ny fotoanan'ny fanasitranana olona. Nankany amin'ny tanàn-dehibe nanerana an'i Galilia Izy mba hitory, hanasitrana, ary handroaka ireo demonia.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny teny hoe: "Izy" dia maneho an'i Jesosy.
# toerana mangina
"toerana izay hahafahany mitokana."
# Simona sy ireo izay niaraka taminy
Eto ny "izy" dia maneho an'i Simona. Ary koa, tafiditra tamin'ireo izay niaraka taminy i: Andrea, Jakoba, Jaona, ary mety nisy olona hafa ihany koa.
# Mitady Anao ny olona rehetra
Ny teny hoe: "Rehetra" dia filaza masaka ampiasaina mba hanasongadinana fa olona maro no mitady an'i Jesosy. "Olona maro no mitady anao"