plt_tn/mrk/01/35.md

737 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia naka fotoana mba hivavaka teo antenantenan'ny fotoanan'ny fanasitranana olona. Nankany amin'ny tanàn-dehibe nanerana an'i Galilia Izy mba hitory, hanasitrana, ary handroaka ireo demonia.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto ny teny hoe: "Izy" dia maneho an'i Jesosy.

toerana mangina

"toerana izay hahafahany mitokana."

Simona sy ireo izay niaraka taminy

Eto ny "izy" dia maneho an'i Simona. Ary koa, tafiditra tamin'ireo izay niaraka taminy i: Andrea, Jakoba, Jaona, ary mety nisy olona hafa ihany koa.

Mitady Anao ny olona rehetra

Ny teny hoe: "Rehetra" dia filaza masaka ampiasaina mba hanasongadinana fa olona maro no mitady an'i Jesosy. "Olona maro no mitady anao"