plt_tn/mrk/01/27.md

347 B

nifanontany izy ireo hoe: "Inona ity? Fampianarana vaovao misy fahefana ve?

Ny valin-tenin'ny olona dia afaka soratana miaraka amin'ny hevitra fa tsy fanontaniana manan-danja. "nifampiresaka izy ireo, "Mahagaga izany! Manolotra fampianarana vaovao izy, ary miteny amin'ny fahefana izy!"

Baikoiny na dia

Ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Jesosy