plt_tn/mrk/01/27.md

8 lines
347 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# nifanontany izy ireo hoe: "Inona ity? Fampianarana vaovao misy fahefana ve?
Ny valin-tenin'ny olona dia afaka soratana miaraka amin'ny hevitra fa tsy fanontaniana manan-danja. "nifampiresaka izy ireo, "Mahagaga izany! Manolotra fampianarana vaovao izy, ary miteny amin'ny fahefana izy!"
# Baikoiny na dia
Ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Jesosy