plt_tn/mic/07/18.md

8 lines
243 B
Markdown

# Iza no Andriamanitra tahaka Anao
Mampiasa io fanontaniana io i Mika mba hanamafisany fa tsy misy hafa mahavita ny zavatra ataon'i Yaveh.
# ny sisa tavela amin'ny lovanao
"izahay izay olom-boafidy nosafidinao ho afaka tamin'ny famaizanao"