plt_tn/mic/07/18.md

243 B

Iza no Andriamanitra tahaka Anao

Mampiasa io fanontaniana io i Mika mba hanamafisany fa tsy misy hafa mahavita ny zavatra ataon'i Yaveh.

ny sisa tavela amin'ny lovanao

"izahay izay olom-boafidy nosafidinao ho afaka tamin'ny famaizanao"