plt_tn/mic/07/03.md

804 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany mahakasika ireo vahoakan'Israely.

Mailaka amin'ny fanaovan-dratsy ny tanan'izy ireo

DH: "Mailaka amin'ny fanaovan-dratsy ireo vahoaka"

Ny tsara indrindra amin'izy ireo dia tahaka ny roy, ny mahitsy indrindra dia fefy tsilo

Io dia midika fa na dia tsara indrindra aza ireo mpitarika ao Israely dia niteraka ratra sy tsy mendrika.

Izany dia andro efa voalazan'ireo mpitilinao mialoha, dia ny andro famaizana anareo

Eto, ny "ianareo" dia mbola manondro ny vahoakan'Israely hatrany. DH: "Ny mpaminanin'izy ireo dia efa nilaza tamin'izy ireo fa hanasazy azy ireo Yaveh"

Izao no fotoan'ny fahaverezan-kevitr'izy ireo

Mety ho manondro ny faharesen'ireo miaramila io. DH: "Eto izany ankehitriny, ary tsy hahalala izay miseho izy ireo"