plt_tn/mic/07/03.md

20 lines
804 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany mahakasika ireo vahoakan'Israely.
# Mailaka amin'ny fanaovan-dratsy ny tanan'izy ireo
DH: "Mailaka amin'ny fanaovan-dratsy ireo vahoaka"
# Ny tsara indrindra amin'izy ireo dia tahaka ny roy, ny mahitsy indrindra dia fefy tsilo
Io dia midika fa na dia tsara indrindra aza ireo mpitarika ao Israely dia niteraka ratra sy tsy mendrika.
# Izany dia andro efa voalazan'ireo mpitilinao mialoha, dia ny andro famaizana anareo
Eto, ny "ianareo" dia mbola manondro ny vahoakan'Israely hatrany. DH: "Ny mpaminanin'izy ireo dia efa nilaza tamin'izy ireo fa hanasazy azy ireo Yaveh"
# Izao no fotoan'ny fahaverezan-kevitr'izy ireo
Mety ho manondro ny faharesen'ireo miaramila io. DH: "Eto izany ankehitriny, ary tsy hahalala izay miseho izy ireo"