plt_tn/mic/07/01.md

8 lines
577 B
Markdown

# Fa ho ahy izany dia tahaka ny hoe tapitra ny fiotazana ny voankazo ...aviavy nialin-taona
Mika dia manamafy fa tsy misy olona mahitsy, mahatoky amin'Andriamanitra intsony ao Israely. DH: "Amiko, ny vahoakan'Israely dia tahaka ny tanim-boaloboka aorian'ny fiotazava sy ny fitsimponana. Zara raha misy ny voaloboka. Tsy mahita voa intsony aho, kanefa maniry fatratra ny hihinana aviavy masaka aho.
# Nanjavona tamin'ny tany ny olona mahatoky ... amin'ny harato ny ihany
Mika dia manitatra ny haratsin'ny zava-misy. Tsapany ho tsy misy olona tsara tavela intsony ao Israely.