plt_tn/mic/07/01.md

577 B

Fa ho ahy izany dia tahaka ny hoe tapitra ny fiotazana ny voankazo ...aviavy nialin-taona

Mika dia manamafy fa tsy misy olona mahitsy, mahatoky amin'Andriamanitra intsony ao Israely. DH: "Amiko, ny vahoakan'Israely dia tahaka ny tanim-boaloboka aorian'ny fiotazava sy ny fitsimponana. Zara raha misy ny voaloboka. Tsy mahita voa intsony aho, kanefa maniry fatratra ny hihinana aviavy masaka aho.

Nanjavona tamin'ny tany ny olona mahatoky ... amin'ny harato ny ihany

Mika dia manitatra ny haratsin'ny zava-misy. Tsapany ho tsy misy olona tsara tavela intsony ao Israely.