plt_tn/mic/06/11.md

742 B

Tokony hihevitra ny olona ho tsy manan-tsiny ve Aho raha mampiasa mizàna mandainga izy

Mampiasa io fanontaniana io i Yaveh mba hanamafisany fa mihevitra ireo olona izay mamitaka ny hafa mba hahazoany vola maro ho meloka Izy. DH: "Hihevitra ny olona iray ho meloka tokoa Aho raha mampiasa sy mandanja amin'ny mizàna tsy marina mba hamitahana ny hafa sy hahazoana vola bebe kokoa ho an'ny tenany izy.

Feno herisetra ny mpanan-karena

"Ny mpanan-karena dia manararaotra ny mahantra"

efa nilaza lainga ireo mponina, ary mpamitaka ny lelany ao am-bavany

Ireo fehezanteny ireo dia milaza zavatra mitovy ary ampiarahina mba ho fanamafisana. DH: "mpandainga avokoa ianareo rehetra." Io dia tokony hisy akony ara-tsaina ho an'ny mpamaky.