plt_tn/mic/05/08.md

505 B

eo amin'ireo firenena, eo amin'ireo vahoaka maro

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny ary manamafy fa ny "sisan'i Jakoba" dia honina amin'ny firenena maro samihafa.

tahaka ny liona eo amin'ireo biby any an'ala, tahaka ny liona tanora eo amin'ireo andian'ondry. Rehefa mamakivaky eo amin'ireo izy, dia hanosihosy ireo sy hamotipotika ireo

Io dia manamafy fa ny vahoakan'Israely dia hanana hery sy herim-po rehefa any an-tsesi-tany mba hitsara sy hamotika ireo fahavalo.