forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
505 B
Markdown
8 lines
505 B
Markdown
|
# eo amin'ireo firenena, eo amin'ireo vahoaka maro
|
||
|
|
||
|
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny ary manamafy fa ny "sisan'i Jakoba" dia honina amin'ny firenena maro samihafa.
|
||
|
|
||
|
# tahaka ny liona eo amin'ireo biby any an'ala, tahaka ny liona tanora eo amin'ireo andian'ondry. Rehefa mamakivaky eo amin'ireo izy, dia hanosihosy ireo sy hamotipotika ireo
|
||
|
|
||
|
Io dia manamafy fa ny vahoakan'Israely dia hanana hery sy herim-po rehefa any an-tsesi-tany mba hitsara sy hamotika ireo fahavalo.
|