plt_tn/mic/04/13.md

12 lines
492 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Mampiseho ny sarin-tenin'ny famoloana i Yaveh. (Jereo 4:11)
# Mitsangàna ka miveleza, ry zanakavavin'i Ziona
Hampiasa ireo vahoakan'i Ziona mba hanasaziana ireo vahokan'ny firenena i Yaveh.
# hataoko vy ny tandrokao, ary hataoko varahina ny kitronao
Yaveh dia mampitaha ny vahoakan'i Ziona amin'ny omby izay hanosihosy ny vary. Io dia midika fa hampatanjaka ireo vahoakan'i Israely indray Yaveh mba hahafahan'izy ireo mandresy ireo firenena hafa.