plt_tn/mic/04/13.md

492 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Mampiseho ny sarin-tenin'ny famoloana i Yaveh. (Jereo 4:11)

Mitsangàna ka miveleza, ry zanakavavin'i Ziona

Hampiasa ireo vahoakan'i Ziona mba hanasaziana ireo vahokan'ny firenena i Yaveh.

hataoko vy ny tandrokao, ary hataoko varahina ny kitronao

Yaveh dia mampitaha ny vahoakan'i Ziona amin'ny omby izay hanosihosy ny vary. Io dia midika fa hampatanjaka ireo vahoakan'i Israely indray Yaveh mba hahafahan'izy ireo mandresy ireo firenena hafa.