plt_tn/mic/04/11.md

12 lines
435 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Handresy ireo fahavalony i Jerosalema.
# Aoka ho voaloto izy; aoka ny masontsika hifaly amin'i Ziona
DH: "Aoka isika handrava ny tanànan'i Jerosalema sy handrigana ny vahoakany mba hahazoantsika fahafinaretana ny amin'ny faharavany."
# fa efa namory azy ireo tahaka ny amboara ho eo am-pamoloana Izy
Io dia midika fa efa miomana ny hanasazy azy ireo vahoakan'ny firenena ihany koa i Yaveh.