plt_tn/mic/04/11.md

435 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Handresy ireo fahavalony i Jerosalema.

Aoka ho voaloto izy; aoka ny masontsika hifaly amin'i Ziona

DH: "Aoka isika handrava ny tanànan'i Jerosalema sy handrigana ny vahoakany mba hahazoantsika fahafinaretana ny amin'ny faharavany."

fa efa namory azy ireo tahaka ny amboara ho eo am-pamoloana Izy

Io dia midika fa efa miomana ny hanasazy azy ireo vahoakan'ny firenena ihany koa i Yaveh.