plt_tn/mic/04/01.md

16 lines
865 B
Markdown

# hiorina eo amin'ireo tendrombohitra hafa ny tendrombohitry ny tranon'i Yaveh
DH: "Hanarina ny tendrombohitra izay hanorenany ny tempoliny i Yaveh"
# eo amin'ireo tendrombohitra hafa
Io dia midika fa ny Tendrombohitra Ziona dia ho manan-danja indrindra eo amin'ireo tendrombohitra rehetra. Mety ho midika ihany koa io fa io tendrombohitra io no ho tendrombohitra avo indrindra amin'izao tontolo izao, fa tsy amin'ny faritra iray ihany.
# hiorina eo amin'ireo tendrombohitra hafa
DH: "homena voninahitra mihoatra noho ireo tendrombohitra hafa"
# hitanjozotra hankany amin'izany ireo vahoaka
Ho any amin'ny tendrombohitr'Andriamanitra tahaka ny rano mikoriana ireo vahoakan'ny firenena. Midika izany fa vahoaka maro no ho any. DH: "Ireo vahoakan'ny firenena dia hikoriana tahaka ny renirano ho any amin'izany" na "Ho any amin'izany ireo vahoakan'ny firenena"