plt_tn/mic/03/08.md

590 B

Fa raha ny amiko

Ny "amiko" eto dia manondro an'i Mika, izay mpaminany marina, manavaka ny tenany amin'ireo mpaminany sandoka.

feno hery noho ny Fanahin'i Yaveh aho, sady feno fahamarinana sy faherezana

Ny Fanahin'Andriamanitra dia nisafidy ny hanome hery, fitsarana, ary faherezana amin-kery, lalana manokana an'i Mika. DH: "Ny fanahin'i Yaveh dia nanome hery, fitsarana, ary faherezana ho ahy"

mba hanambara amin'i Jakoba ny helony, sy amin'Israely ny fahotany

Ireo andalana ireo dia mitovy ny dikany ary samy manamafy fa ireo vahoaka tavaratra sy tatsimo dia efa samy nanota.