plt_tn/mic/03/08.md

12 lines
590 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fa raha ny amiko
Ny "amiko" eto dia manondro an'i Mika, izay mpaminany marina, manavaka ny tenany amin'ireo mpaminany sandoka.
# feno hery noho ny Fanahin'i Yaveh aho, sady feno fahamarinana sy faherezana
Ny Fanahin'Andriamanitra dia nisafidy ny hanome hery, fitsarana, ary faherezana amin-kery, lalana manokana an'i Mika. DH: "Ny fanahin'i Yaveh dia nanome hery, fitsarana, ary faherezana ho ahy"
# mba hanambara amin'i Jakoba ny helony, sy amin'Israely ny fahotany
Ireo andalana ireo dia mitovy ny dikany ary samy manamafy fa ireo vahoaka tavaratra sy tatsimo dia efa samy nanota.