plt_tn/mic/03/01.md

16 lines
741 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Ny Toko faha 3 dia mifantoka amin'ny faharatsian'ireo mpitarika ao Israely.
# Hoy aho
Eto, ny "Aho" dia manondro an'i Mika.
# Moa ve tsy mety aminareo ny mahatakatra ny fahamarinana?
Mampiasa io fanontaniana io i Mika mba hitenenana mafy ireo mpitarika satria tsy niaro ireo vahoaka mahantra na nitondra azy ireo ara-drariny izy ireo.
# ianareo izay manendaka ny hoditr'izy ireo, ny nofon'izy ireo amin'ny taolany ... tahaka ny hena atao ao amin'ny fandrahoan-kena
Mampiasa io sarin-teny mahatsiravina momba ny mpivaro-kena mitetika ny biby mba ho lasa hena io i Mika mba hanamafisany ny fahatafitohinan'Andriamanitra amin'ireo mpitarika noho'ny halozan'izy ireo tami'ireo izay tokony narovany.