plt_tn/mic/01/08.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Mika 1:8:16 dia mahakasika ny fitsaran'Andriamanitra tao Joda.
# hitaraina aho
Eto, ny "aho" dia manondro an'i Mika.
# handeha tsy misy kapa aho ary mitanjaka
Io dia mariky ny fisaonana sy fahoriana faratampony.
# mitanjaka
tena mety ho tsy nitanjaka tanteraka i Mika. Mety ho nanao salaka izy.
# hidradradradra tahaka ny amboadia aho ary hisaona tahaka ny vorondolo
Ireo biby ireo dia fantatra amin'ny fidradradradrana mafy. Ary ireo dia hita any amin'ny tany tandrefana. DH: "Hidradradradra sy hisaona tahaka ny bibin'ny alina ianao"
# Fa tsy ho sitrana intsony ny feriny
Eto, ny "-ny" dia manondro ny tanànan'i Samaria. Io dia midika fa tsy misy na inona na inona mahasakana ny tafiky ny fahavalo avy handrava ny vahoakan'Israely.
# satria avy any Joda izany
Eto, ny "izany" dia manondro ilay "fery," izay, ireo tafika izay hampiasain'Andriamanitra mba hanasazy an'i Samaria.
# Beti-le-afra
Azonao atao ny manao fanamarihana manao hoe: 'ny anaran'io tanàna io dia midika hoe 'tranom-bovoka.'"
# manosim-bovoka ny tenako
Ny olona eo ambany fitsaran'Andriamanitra dia maneho ny alahelo amin'ny fomba mahery.